Entry (1/2) | 1 domiverina |
Elementary words | 2 dona, miverina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako |
Explanations in French |
5 [1.3] choc en retour 6 [1.13] contre-coup |
Titles | 7 Domiverina (Rajaonson Charles) |
Entry (2/2) | 8 Domiverina |
Elementary words | 9 domiverina |
Part of speech | 10 name (play) [Full list] |
Explanations in French |
11 [1.59] opérette de 1939 |
Vocabulary |
12 Literature: plays |
Author |
13 Rajaonson Charles |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |