Entry (1/2) | 1 domiverina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako |
Explanations in French |
4 [1.3] choc en retour 5 [1.13] contre-coup |
Elementary words | 6 dona, miverina |
Titles |
Entry (2/2) | 8 Domiverina |
Part of speech | 9 name (play) [Full list] |
Explanations in French |
10 [1.59] opérette de 1939 |
Vocabulary |
11 Literature: plays |
Elementary words | 12 domiverina |
Author |
13 Rajaonson Charles |
Anagrams | 14 Domiverina, domiverina |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |