|
|
|
|

Entry1  miverin-tsaina
Elementary words  2  miverina, saina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] olona be taona tsy mahafantatra izay tokony hatao intsony fa efa sahala amin' ny zazakely indray
Explanations in French  5  [2.415#1840] Tomber dans l' enfance : l' intelligence retourne à son premier état

Updated on 2024/12/07