Entry (1/2) | 1 saina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany |
Explanations in English |
4 [1.7] the mind, the intellect |
Explanations in French |
5 [1.8] l'esprit, l'intelligence |
Examples |
6 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293] 7 Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470] 8 Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324] 9 Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470] |
Vocabulary |
10 Philosophy |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 93 Sakafontsaina (Andrianjafitrimo Edouard) |
Proverbs | 94 Proverbs containing the word saina |
Entry (2/2) | 95 saina |
Part of speech | 96 noun |
Explanations in Malagasy |
97 [1.1] Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. |
Explanations in English |
98 [1.7] an ensign, a flag, a banner |
Explanations in French |
99 [1.8] drapeau, bannière |
Morphology |
|
Synonyms | 102 fanevam-pirenena |
Compound words |
|
Article |
107 Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva) |
Anagrams | 108 |
Updated on 2025/01/21 |