Entry | 1 mampisaina |
Root | 2 saina |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino. [2.298#] 5 Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra. [2.356#] |
Morphology |
|
Titles |
|
Updated on 2022/11/30 |