|
|
|
|

Entry1  sain-dratsy
Elementary words  2  saina, ratsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fisainana mankamin' ny zava-tsy mendrika ary toetra maharikoriko; toetra amam-panahy tsy misaina afa-tsy faharatsiana: halatra, fitaka...

Updated on 2024/12/07