|
|
|
|

Entry1  fanjanahan-tsaina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Politique
Explanations in Malagasy  4  fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy [1.1]
Explanations in French  5  impérialisme culturel [1.13]
Examples  6  Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503#]
Elementary words  7  fanjanahana, saina

Updated on 2023/10/12