Entry | 1 fanjanahana |
Root | 2 zanaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fananganana ho zanaka 5 Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. [1.1] |
Explanations in French |
6 l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause [1.3] |
Examples |
7 Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy. [2.503#] 8 fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay. [2.606#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/12 |