|
|
|
|

Entry1  fanjanahantany
Elementary words  2  fanjanahana, tany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony
5  [1.13] fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany
Explanations in French  6  [1.13][fanjanahan-tany] néocolonialisme
7  [1.66] colonisation, colonialisme
Vocabulary  8  Politique
Compound words 

Updated on 2024/12/07