|
|
|
|

Entry1  fanjanahantany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fakana tanin' olona ho fananan' ny tena na ho eo ambany fahefan' ny tena tsy aratsitrapony
4  [1.13] fomba vaovao entin'ny mpanjanaka mba hiarovany ny tombontsoany
Explanations in French  5  [1.13][fanjanahan-tany] néocolonialisme
6  [1.66] colonisation, colonialisme
Vocabulary  7  Politique
Elementary words  8  fanjanahana, tany
Compound words 

Updated on 2024/12/07