Entry | 1 zanaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo |
Explanations in English |
4 [1.7] a child, offspring; the young of animals |
Explanations in French |
5 [1.54] fils, fille 6 [1.8] enfant; petit d'un animal, des plantes 7 [1.196] (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). 8 [1.405] [Sakalava-Mayotte] enfant |
Examples |
9 Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 17 zana-drahalahy, zana-drahavavy, zanak' anadahy, zanak' anabavy, tsy omby kibo, solo, solofo, dimby, taranaka, teradranona, zaza navelan-dranona, zaza natsangana |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 105 Zanak' Ingahy Naora (Andrianjafy Michel) |
Proverbs | 106 Proverbs containing the word zanaka |
Anagrams | 107 |
Updated on 2025/01/21 |