Entry | 1 zanahina |
Root | 2 zanaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atsangana ho zanaka: Nozanahin-dRakoto mivady Isambilo kely 5 Ampiterahina, asiana zanany, hanaina: Hampisamboriko roa arivo ianao fa hozanahinao anefa ny volako [1.1] |
Explanations in English |
6 to be put out at interest [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on prête à intérêt [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 nahaizan, nihazana, nizahana, zanahina |
Updated on 2023/01/20 |