Entry | 1 zana-tsipìka |
Elementary words | 2 zanaka, tsipika |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika |
Explanations in English |
5 [1.2] an arrow |
Explanations in French |
6 [1.3] flèche, trait |
Examples |
7 Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38] 8 Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. [2.996] |
Updated on 2024/12/07 |