|
|
|
|

Entry (1/6)1  tsika
Root  2  pika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Tontam-boalavo
5  Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany [1.1]
6  fandri-borona mipika rehefa mahavoa [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  7  arc
8  ratière à ressort
9  morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu [1.3]
Examples  10  Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
11  Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996]
Compound words 
Article  13  Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Entry (2/6)14  tsipika
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny [1.1]
Explanations in English  17  a straight line; a ruler [1.7]
Explanations in French  18  trait, ligne [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
19  tiret [1.5]
20  barre [1.13]
Derivatives 
21  Passive verbs :
Compound words 
Phytonyms 
Titles  27  Ilay tsipika mena (Rapatsalahy Paul)

Entry (3/6)28  tsipika
Part of speech  29  noun
Explanations in Malagasy  30  Fifindrana mandingana na mitsambikina [1.1]
Explanations in French  31  saut [1.3, 1.5, 1.196]
32  éclat [1.3, 1.5]
33  sautillement [1.3, 1.196]
34  éclaboussure [1.3]
Derivatives 
35  Passive verbs :
Compound words 

Entry (4/6)37  tsipika
Part of speech  38  adjective
Explanations in Malagasy  39  Feno hipoka, tsepoka, jibika [1.1]
Explanations in French  40  plein, comble [1.3]
Synonyms  41  jibika

Entry (5/6)42  tsipika
Part of speech  43  noun
Explanations in French  44  (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina] [1.196]
Vocabulary  45  Botany
Scientific name 

Entry (6/6)47  Tsipika
Part of speech  48  name (institution) [Full list]
Vocabulary  49  Publishers, newspapers
Madagascar Catalog 
50  Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
51  Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
52  Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
53  Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
54  Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
55  Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
56  Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
57  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
58  Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000

Anagrams  59  pakitsy, pitsika, Tsipika, tsipìka, tsipika

Updated on 2023/12/09