Entry 1/2 |
mitsipika
(tsipika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko Mipitika: Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mitsipika |
Past : |
nitsipika |
Future : |
hitsipika |
Imperative : |
mitsipiha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/2 |
mitsipika
(tsipika)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity [1.1]
|
|