|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitsipika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko
mipitika : Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny
Root  4  tsipika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Compound words 
Proverbs  11  Proverbs containing the word mitsipika

Entry (2/2)12  mitsipika
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity
Root  15  tsipika

Anagrams  16  mipitsika, mitsipika, sitampiky

Updated on 2025/03/22