|
|
|
|

Entry (1/6)1  tsika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tontam-boalavo
Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany
4  [1.78] [Sihanaka] fandri-borona mipika rehefa mahavoa
Explanations in French  5  [1.3] arc
ratière à ressort
morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu
Examples  6  [1.38] Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka
7  [2.996] Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina.
Root  8  pika
Compound words 
Article  10  Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana

Entry (2/6)11  tsipika
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny
Explanations in English  14  [1.7] a straight line; a ruler
Explanations in French  15  [1.3, 1.5, 1.8, 1.13] trait, ligne
16  [1.5] tiret
17  [1.13] barre
Derivatives 
18  Passive verbs :
19  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Titles  62  Ilay tsipika mena (Rapatsalahy Paul)

Entry (3/6)63  tsipika
Part of speech  64  noun
Explanations in Malagasy  65  [1.1] Fifindrana mandingana na mitsambikina
Explanations in French  66  [1.3, 1.5, 1.196] saut
67  [1.3, 1.5] éclat
68  [1.3, 1.196] sautillement
69  [1.3] éclaboussure
Derivatives 
70  Active verbs :
71  Passive verbs :
Compound words 

Entry (4/6)73  tsipika
Part of speech  74  adjective
Explanations in Malagasy  75  [1.1] Feno hipoka, tsepoka, jibika
Explanations in French  76  [1.3] plein, comble
Synonyms  77  jibika

Entry (5/6)78  tsipika
Part of speech  79  noun
Explanations in French  80  [1.196] (allusion au bruit des graines dans la gousse mûre). Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. (Fabaceae). [Merina]
Vocabulary  81  Botany
Scientific name 

Entry (6/6)83  Tsipika
Part of speech  84  name (institution) [Full list]
Vocabulary  85  Publishers, newspapers
Madagascar Catalog 
86  Iza Moa? Ranaivoson Dominique2004
87  Nadika tamin' ny alina Rabearivelo Jean-Joseph2007
88  Ny Bokin-dRakotovao Cohen-Bessy Annick1992
89  Presque-Songes – Sari-Nofy Rabearivelo Jean-Joseph2006
90  Tantsaha Rakotonandrasana Louis de Gonzague2000
91  Tari-dalam-pifandraisana Yount James W.1999
92  Trois tours de Madagascar à pied Ramorasata Louis Michel2006
93  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana Akademiam-pirenena Malagasy2000
94  Voambolana momba ny zahatany Akademiam-pirenena Malagasy2000

Anagrams  95  pakitsy, pitsika, Tsipika, tsipìka, tsipika

Updated on 2025/04/19