Entry | 1 tsipihina |
Root | 2 tsipika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy |
Morphology |
|
Anagrams | 9 |
Updated on 2025/01/21 |