|
|
|
|

Entry1  zana-drazana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ireo taranaky ny olona avadika, na ireo solofony sisa eo amin' ny vohitra nisy ireo razam-be
Elementary words  4  zanaka, razana

Updated on 2024/12/07