|
|
|
|

Entry1  zana-baratra
Elementary words  2  zanaka, varatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny zanaka na zaza notezaina, nefa tsy mahay mankasitraka ary manisy ratsy indray aza aty aoriana; olona tsy mahalala mankasitraka
Compound words 
Proverbs  6  Proverbs containing the word zana-baratra

Updated on 2024/12/07