Entry (1/2) | 1 varatra |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Meteorology |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan' afo avy amin' ny fifanatonan' ny rahona misy elektrisite sy ny tany, rehefa avy orana, ka mahatonga tselatra sy kotroka ary mahafaty izay ilatsahany: Nilatsahan' ny varatra ny omby niraoka tery an-kavoana [1.1] |
Explanations in English |
5 thunder; a thunderbolt [1.7] |
Explanations in French |
6 foudre, tonnerre [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word varatra |
Entry (2/2) | 17 varatra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 fotaka [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/06/12 |