|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahavaratra
Elementary words  2  faha~, varatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy
Explanations in English  5  [1.2#146] The rainy season, the summer
6  [1.7] summer, the thunderstorm season
Explanations in French  7  [1.8] l'été austral, la saison des temps orageux
Examples  8  Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. [2.59]
9  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117]
10  asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; [2.69]
Vocabulary  11  Time
12  Geography: (in general)
Analogs  13  lohataona, fararano, ririnina
Compound words 
Titles  17  Eritreritra fahavaratra (Rabearivelo Jean-Joseph)
Proverbs  18  Proverbs containing the word fahavaratra

Entry (2/2)19  Fahavaratra
Part of speech  20  name (book title) [Full list]
Author  21  Ratsifandrihamanana Clarisse
Publishings  22  Imprimerie Faneva, 1965. Pages: 150

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21