Entry (1/2) | 1 fahavaratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fizaran-taona manarakaraka ny lohataona, manomboka amin' ny novambra ka miafara amin' ny zanvie, izay ahitana ny orana avy tsikelikely aloha, dia mampireny miaraka amin' ny varatra izay mikotrokotroka izaitsizy |
Explanations in English |
4 [1.2#146] The rainy season, the summer 5 [1.7] summer, the thunderstorm season |
Explanations in French |
6 [1.8] l'été austral, la saison des temps orageux |
Examples |
7 [2.59] Ary ny taona tamin'izao dia fahavaratra. 8 [2.117] Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. 9 [2.69] asaina mihosy fahavaratra, mararin' ny hanatra; |
Vocabulary |
10 Time 11 Geography: (in general) |
Elementary words | 12 faha~, varatra |
Analogs | 13 lohataona, fararano, ririnina |
Compound words |
|
Titles |
Proverbs | 19 Proverbs containing the word fahavaratra |
Entry (2/2) | 20 Fahavaratra |
Part of speech | 21 name (book title) [Full list] |
Elementary words | 22 fahavaratra |
Author |
23 Ratsifandrihamanana Clarisse |
Publishings |
24 Imprimerie Faneva, 1965. Pages: 150 |
Anagrams | 25 fahavaratra, Fahavaratra |
Updated on 2025/04/12 |
![]() |