|
|
|
|

Entry1  fararano
Elementary words  2  fara, rano
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fizaran-taona manarakaraka ny fahavaratra, izany hoe hatramin' ny fevrie ka hatramin' ny avrily eo ho eo: mihenkena hatrany ny orana ka izany no' nahatonga ny anarany hoe "fararano". Amin' io fotoana io no fahavokaran' ny ankabeazan' ny hazo fihinam-boa ary fiakaran' ny vary vakiambiaty, ka izany no mahatonga ny teny fararano ho mitovy hevitra koa amin' ny hoe "hatondrahana": Imamo fararanon-tapia, Iarivo fararanom-bahoaka [1.1]
Explanations in English  5  harvest; lit. the last of the water, i.e. the rains; the harvest season, autumn. Usually March and April. [1.2]
6  the harvest, the harvest season [1.7]
Explanations in French  7  moisson; l'automne [1.8]
Examples  8  Andranobe lany vary ka naniry ny ho fararano. [2.588#]
9  Tao anatin'ny faran'ny fararano indrindra tamin'izay. [2.324#]
Vocabulary  10  Time
11  Geography: (in general)
Analogs  12  lohataona, fahavaratra, ririnina
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word fararano
Article  15  Randzavola: fararano ao amin' ny Baiboly (=> Palestina)

Anagrams  16  fanararo, fararano, norarafa

Updated on 2023/12/01