Entry (1/2) | 1 fotaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tany len-drano ka manjary marihitra maditidity ary malama 4 Dilatra: tsara homarihina anefa fa ny dilatra dia irony fotaka maintimainty mandry tsikelikely any amin' ny fanambanin' ny rano [1.1] |
Explanations in English |
5 mud, slime, bog [1.2] 6 mud [1.7] |
Explanations in French |
7 la boue [1.8] |
Examples |
8 Izay feno fotaka sy lavenona tamin'ny tampon-tanety nombany no sisa hitany tao. [2.324] 9 mihady dia manilika ny fotaka voahady. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 16 fotadrevo, fotamalemy |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word fotaka |
Entry (2/2) | 25 fotaka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [fôtaka] varatra: Latsaham-pôtaka [Bezanozano]
[1.78] |
Explanations in English |
28 a thunderbolt. [1.2] 29 lightning [1.7] |
Explanations in French |
30 la foudre [1.8] |
Vocabulary |
31 Meteorology |
Morphology |
|
Anagrams | 34 fotaka, takofa |
Updated on 2023/08/11 |