Entry (1/8) | 1 bara |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy fananana na tsy fisiana, mandalo ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany |
Explanations in French |
4 [1.5] ruiné, paumé |
Compound words |
|
Entry (2/8) | 6 bara |
Part of speech | 7 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
8 [1.78] [Betsimisaraka]
mino |
Entry (3/8) | 9 bara |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. |
Explanations in French |
12 [1.3] se dit de la voix sourde et de l'intelligence se dit du caméléon vaincu et encore furieux |
Synonyms | 13 barabara |
Compound words |
|
Entry (4/8) | 16 bara |
Part of speech | 17 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Bara]
ho azy |
Entry (5/8) | 19 bara |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in French |
21 [1.3] barre qui sépare les mesures en musique |
Entry (6/8) | 22 bara |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in French |
24 [1.3] traverse, pièce mise en travers |
Derivatives |
|
Entry (7/8) | 30 bara |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in French |
32 [1.196] Action de couper au couteau ou de faucher l'herbe ; au passé binara (équivalent merina : fijinjana ahitra). [Sakalava]
|
Vocabulary |
33 Botany |
Entry (8/8) | 34 Bara |
Part of speech | 35 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
36 [1.1] Anaram-poko lehibebe monina amin' ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka azy amin' ny Betsileo; ny ala onenan' ny Tanala, atsinanana; ny ony Onilahy, atsimo andrefana, izay mampisaraka azy amin' ny Antandroy sy ny Mahafaly, ary ny havoana marin-tampon' Analavelona, andrefana sy avaratra andrefana; tanàn-dehibe: Ihosy, Betroka |
Explanations in English |
37 [1.2] a tribe of people and division of the country in South-central Madagascar |
Explanations in French |
38 [1.5] population du centre sud de Madagascar (villes principales: Ivohibe, Betroka, Ranohira, Ankazoabo) |
Vocabulary |
39 History: clans, tribes |
Compound words |
|
Titles |
42 Croyances et santé chez les Bara (Ramarlah Dominique) 43 Moeurs et Coutumes des Bara (Michel Louis) 44 Notes sur le Pays des Bara-Imamono (Le Barbier) 45 Ny amin' ny finoan' ny Bara (Ramarlah Antoine Marie) 46 Récits Bara (Faublée Jacques) |
Tables and plates |
47 Dialectal words |
Anagrams | 48 |
Updated on 2025/01/21 |