Entry |
mino
(ino)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo [1.1]
|
Explanations in English | To believe [1.7]
|
Explanations in French | Croire, avoir la foi [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy mino anao aho.
[2.471]
|
2 | Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mino |
Past : |
nino |
Future : |
hino |
Imperative : |
minoa |
|
|
Entry |
mino
(ino)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bara, Tanosy]
Misotro [1.78]
|
Explanations in English | [Provincial]
To drink [1.7]
|
Explanations in French | [Provincial]
Boire [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mino |
Past : |
nino |
Future : |
hino |
|
|