Entry (1/2) | 1 mino |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo |
Explanations in English |
4 [1.7] to believe |
Explanations in French |
5 [1.8] croire, avoir la foi |
Examples |
6 [2.471] Tsy mino anao aho. 7 [2.472] Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. |
Root | 8 ino |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mino |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 [1.78] [Bara, Tanosy]
misotro |
Explanations in English |
16 [1.7] [Provincial]
to drink |
Explanations in French |
17 [1.8] [Provincial]
boire |
Root | 18 ino |
Morphology |
|
Anagrams | 22 mino, mony, noim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |