Entry |
barabara
(bara)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany
Tsy ampiampy (saina): Olona barabara saina [1.1]
|
Explanations in English | Hoarse, having a rough voice; foolish. See farimpeo
[1.2]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
barabara
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mitavozavoza [1.78]
|
Explanations in French | [Taisaka]
Maladroit, qui gâche tout ce qu'il fait [1.82]
|
Examples | fa raha ny be sy ny maro kosa dia mbola barabara avokoa : ny tokantranony maloto, ny fitafiany ratsy sady tsy ampy
[2.113]
|
|