|
|
|
|

Entry1  zanapeo
Elementary words  2  zanaka, feo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...)
Explanations in French  5  [1.66.fr#972] voyelle
Examples  6  Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo. [1.519#]
Vocabulary  7  Linguistics
Compound words 

Updated on 2024/08/13