Entry | 1 zanapeo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Anarana omena ny zanatsoratra eo amin' ny fanononana. Misy karazany roa ny zanapeo, dia ny zanapeo tsotra ary ny zanapeo sosona (ao, ai, oi...) |
Explanations in French |
4 [1.66.fr#972] voyelle |
Examples |
5 [1.519#] Miavaka kosa izy ireo eo amin' ny fampiasana zanapeo. |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Elementary words | 7 zanaka, feo |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |