|
|
|
|

Entry1  dimby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io
Explanations in English  4  [1.2] succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka
5  [1.7] a successor, a replacement
Explanations in French  6  [1.8] successeur, remplaçant
7  [1.196] Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement.
Examples  8  dimby hajan' ny voninahitra io. [2.245]
Vocabulary  9  Botany
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  22  Proverbs containing the word dimby

Updated on 2025/01/21