Entry | 1 mifandimby |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana 4 [1.13] mifampisolo toerana |
Explanations in French |
5 [1.13] se succéder, se remplacer |
Examples |
6 [2.471] Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao 7 [2.472] nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. |
Root | 8 dimby |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mifandimby |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |