|
|
|
|

Entry1  mifandimby
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay
Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa
Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana
4  [1.13] mifampisolo toerana
Explanations in French  5  [1.13] se succéder, se remplacer
Examples  6  [2.471] Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao
7  [2.472] nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa.
Root  8  dimby
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mifandimby

Updated on 2024/12/11