|
|
|
|

Entry1  mandimby
Root  2  dimby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy
5  Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [1.1]
Explanations in English  6  to succeed [1.2, 1.7]
7  to substitute, to take the place of [1.2]
8  to replace [1.7]
Explanations in French  9  remplacer, succéder à [1.8]
Examples  10  ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby. [2.588#]
11  Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany. [1.436#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mandimby

Updated on 2023/08/19