|
|
|
|

Entry1  ampamatoran-janak' omby (fatotra)
Part of speech  2  locution
Vocabulary  3  Time
Explanations in Malagasy  4  Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny [1.1]

Updated on 2020/07/31