Entry (1/4) | 1 omby |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin' io toerana io): Be loatra ny olona nasaina fa tsy omby ny trano. / Ireo olona izaitratra ireo ve ho omby ao amin' io efitra kely io? 4 [1.62] antonona, sahaza ka samy azo faritana amin'ny io na ny ampidirana na ny ampidirina: Tsy omby ny tongony ilay kiraro / Tsy omby an' ilay kiraro ny tongony 5 [1.78] [Sihanaka] antonona |
Explanations in English |
6 [1.2] sufficient, enough, competent, large, spacious, roomy, reaching to, arriving at. It is also used for mby |
Explanations in French |
7 [1.3] suffisant, capable de contenir, qui contient; arrivé, rendu, entré dans: Omby olona roapolo ity trano ity (Cette maison peut contenir vingt personnes) ~ Tsy omby ny tongotro ireto kiraro ireto (Ces souliers sont trop petits pour mes pieds) ~ Nony omby tao an-trano izy... (Lorsqu'il fût arrivé à la maison...) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word omby |
Illustrations |
|
Entry (2/4) | 25 omby |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 [1.1] Biby lehibe ompiana, karazan' ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray eo an-tampon-damosiny. (Teo amin' ny Ntaolo ka mandraka ankehitriny, dia anisan' ny harena lehibe ho an' ny olona ny omby; ny ilana ny omby dia ireto avy: vonoina hihinanana ny henany, terena hakana ny rononony, afahy hanatavezana azy (omby mifahy), ampitarihina sarety, akana zezika. 28 [1.62] biby lehibe tariky ny misy taolantehezana, mandinika, miteraka sy mampinono ka iray hatrany ny zanany na dia mety hiteraka kambana aza; ... |
Explanations in English |
29 [1.2] an ox, a cow, cattle. Bos indicus, Var. [swa. Ngombe.] see ombe. 30 [1.7] a cow, an ox; cattle |
Explanations in French |
31 [1.3] boeuf, l'espèce bovine grossier qui ne sait pas la politesse 32 [1.54] boeuf 33 [1.8] boeuf, vache |
Explanations in Italian |
34 [1.18] bùe (lahy), vacca (vavy) |
Explanations in German |
35 [1.56] Rind, Rinder: Mitrena ny omby (die Rinder brüllen) |
International |
36 [3.1] Bos indicus |
Examples |
37 [2.470] Hay valan' omby tokoa no ao ary omby sivy no tsy maintsy havàhany sy havoakany hiraotra ahitra ery andrefam-bohitra 38 [2.472] ombiko ireo, nisy mpamosavy alika namoaka angamba ireo 39 [2.472] Rahefa tsy ampy ny volan' ialahy, amido amiko ny ombin-tsaretin' ialahy 40 [1.3] Ariary telo no nivarotako ny omby mifahiko (Jai vendu trente piastres le boeuf que j'avais engraissé) |
Vocabulary |
41 Zoology: mammals |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 44 añombe, anomby, aombe, aomby, jamoka, jamoka, jamòka, mbe, ombe |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles |
Proverbs | 179 Proverbs containing the word omby |
Quotes | 180 Texts mentioning omby |
Tables and plates |
181 Cattle Coat Colors 182 Shapes of Cattle Horns |
Article |
183 Randzavola: omby ao amin' ny Baiboly |
Illustrations |
|
Entry (3/4) | 186 omby |
Part of speech | 187 noun |
Explanations in Malagasy |
188 [1.1] Trano ataon' ny bibindandy 189 [1.62] trano ataon'ny bibin-dandy hisitrihany |
Explanations in English |
190 [1.2] |
Explanations in French |
191 [1.3] action de faire le cocon, se dit des vers à soie |
Vocabulary |
192 Zoology: (in general) |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 197 omby |
Part of speech | 198 noun |
Explanations in Malagasy |
199 [1.60] sefo, lehibe |
Explanations in French |
200 [1.60] chef, patron (le chef est fort comme un boeuf) |
Synonyms | 201 alezy, baibony, kala be, kalaina, kapta, katraka, laibany, mpanana, ngetroka, nôb, pata, pakta |
Anagrams | 202 imbo, mibo, omby |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |