Entry | 1 tain' omby mivadika |
Elementary words | 2 tay, omby, mivadika |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io) |
Updated on 2024/12/07 |