Entry | 1 omby malia |
Elementary words | 2 omby, malia |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 omby ompiana tsy mba tazonina am-bala fa avela hiraoka an-kijana izay mazàna any amin'ny faritry ny aty ala [1.62#824] |
Examples |
5 omby malia fatratra ny filohany, ary nanandrify ahy. [2.643] |
Updated on 2023/06/19 |