|
|
|
|

Entry1  malia
Root  2  lia
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mora tapaka na vaky: Volotara malia [1.1]
5  matahotra [Taisaka, Bara] [1.78]
6  kanosa, saro-tahotra, kabaosy [Tanala] [1.78]
7  kamo [Taisaka] [1.78]
Examples  8  Ny aina malia, mora vaky, tsy hita izay hahalasanany. [2.436#]
9  Raharaham-panjakana no n toeràny teto, nefa ny Fiangonana Malagasy dia malia. [2.649#]
Analogs  10  marefo, makiana.
Compound words 

Anagrams  12  malia, miala, mialà

Updated on 2023/08/11