Entry (1/4) | 1 lia |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#L.306] dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) 4 [1.78] [Bara] dia 5 [1.78] [Tanosy] dia, dy |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 7 lia |
Part of speech | 8 Unspecified |
Explanations in Malagasy |
9 [1.10#L.306] iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy. na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia 10 [1.1] Niavian' ny hoe malia |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/4) | 13 lia |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 [1.10#L.306] na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalialalana |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 17 Lià |
Part of speech | 18 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
19 [2.996] Leah |
Explanations in French |
20 [2.996] Léa |
Vocabulary |
21 Holy Scriptures |
Synonyms | 22 lea, lea, lea |
Biblical quotes | 23 Chapters and verses mentioning Lià |
Anagrams | 24 aly, ila, 'lay, lay, lia |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |