Entry | 1 mahalia lalana |
Elementary words | 2 mahalia, lalana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra [1.10#L.307] |
Examples |
5 Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy mahalia lalana [2.606#180] 6 Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia mahalia lalana na mbola kely aza [1.10#L.307] 7 Ny mahalia-lalana dia horoahiko, fa ny tsy mahalia-lalana kosa no an-dRaivato [2.69#32] 8 Rehefa nahalia lalana aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko [2.472#7] |
Compound words |
|
Updated on 2023/08/11 |