|
|
|
|

Entry (1/3)1  lalana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana
Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana
Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko.
Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina
Explanations in English  4  [1.2] a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives
5  [1.7] a road
Explanations in French  6  [1.8] route, chemin
7  [1.13] voie, rue
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [lalaña] chemin
Examples  9  lalany ihany ny lohasaha firaofany. [2.470]
10  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana|dalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-lalana|dalana no nataony. [2.324]
11  Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
14  Names :
15  Adverbs :
Compound words 
Zoonyms 
Titles  92  Lasa nialoha lalana (Rabary Jean-Joseph)
93  Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort (Gobry Ivan)
94  Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann)
95  Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (Yount James W.)
Proverbs  96  Proverbs containing the word lalana
Article  97  Randzavola: lalana ao amin' ny Baiboly (=> varotra sy ranto)

Entry (2/3)98  lana
Part of speech  99  noun
Explanations in Malagasy  100  [1.1] Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao
Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana
Explanations in English  101  [1.7] [French la loi] a law
Explanations in French  102  [1.8] [français la loi] loi
Morphology 
103  Simple :
104  Prefixed :
Compound words 
Titles  133  Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy)
134  Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy)
Proverbs  135  Proverbs containing the word lalàna
Article  136  Randzavola: lalàna ao amin' ny Baiboly

Entry (3/3)137  Lalana
Part of speech  138  name (book title) [Full list]
Vocabulary  139  Literature: books
Author  140  Rakotoson Michèle

Anagrams  141  alalan, lalàna, Lalana, lalana, nalala

Updated on 2025/02/08