|
|
|
|

Entry1  mamono lalana
Elementary words  2  mamono, lalana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] 1) misakana na manisy fefy ny lalana tsy ho azo aleha
2) anambarana koa ny olona manao zavadratsy amin' ny asa ataony, ka tsy afaka miverina hahazo soa amin' ny raharahany intsony
Explanations in French  5  [1.3] prohiber, interdire un chemin, empiéter sur le chemin, le prendre

Updated on 2023/07/13