Entry | 1 mamono lalana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] 1) misakana na manisy fefy ny lalana tsy ho azo aleha 2) anambarana koa ny olona manao zavadratsy amin' ny asa ataony, ka tsy afaka miverina hahazo soa amin' ny raharahany intsony |
Explanations in French |
4 [1.3] prohiber, interdire un chemin, empiƩter sur le chemin, le prendre |
Elementary words | 5 mamono, lalana |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |