|
|
|
|

Entry1  ny ratsy tsy kely lalana
Elementary words  2  ratsy, tsy, kely, lalana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza fa mikaro-kevitra hifetsena sy hanambakana mandrakariva ny ratsy saina noho izy tsy mba voasakantsakan' ny tahotra ny hanao ratsy

Updated on 2024/12/07