Entry (1/3) | 1 andalana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila Karazana: Maro andalana ny fakampanahy 4 [1.13] fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray |
Explanations in English |
5 [1.2] Arrangement in rows; different, various (as to kinds). |
Explanations in French |
6 [1.3] rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) 7 [1.13] ligne, vers |
Root | 8 lalana |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 32 an-dalana |
Part of speech | 33 adverb [Full list] |
Explanations in French |
34 [1.3] dans le chemin, en route |
Examples |
35 [2.508#] Ataoko telo andalana ity fanjakana ity. 36 [2.314#] ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona; 37 [2.499#] Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao. |
Root | 38 ana, lalana |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 41 andalana |
Part of speech | 42 relative verb |
Explanations in French |
43 [1.3#375] |
Root | 44 lala |
Morphology |
|
Anagrams | 49 alandana, anadalan, an-dalana, andalana, nanadala |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |