|
|
|
|

Entry1  misava lalana
Elementary words  2  misava, lalana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe [1.1]
Explanations in French  5  Celui qui donne l' exemple fraie le chemin aux autres [2.415#2953]
Examples  6  Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana [1.1]

Updated on 2023/12/26