|
|
|
|

Entry (1/2)1  misava
Root  2  sava
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitady, mikaroka: Misava ilay gadralava nandositra ny polisy
5  Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Misava ny trano misy ankizy mararin' ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana
6  Mijery izay tsy manana: Misy polisy misava karatra ao
7  Manala izay manentsina, na manelingelina: Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana
8  Manadihady, mamototra: Tia ny misava ny fotojavatra izy rehefa mianatra [1.1]
Explanations in English  9  to clear up, to disperse; to inspect something in detail [1.7]
Explanations in French  10  dégager, disperser, dissiper; se dissiper; fouiller, faire des perquisitions [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)18  misavà
Root  19  sava
Part of speech  20  imperative of active verb misava [Full list]
Explanations in Malagasy  21  [1.1]
Explanations in French  22  [1.3]

Anagrams  23  asivam, isavam, misavà, misava, mivasa

Updated on 2023/06/05