Entry | vava lalana | |
Elementary words | vava ; lalana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ny tendron' ny lalana roa, na ny toerana manamorona ny lalana [1.1] | |
Examples | Ny fanjakan' i Sakatovo no toy ny vavalalana miditra any Mahafaly avy ao avaratra atsinanana, tandrifin' i Bara izay niavian' ny fanafihana an' i Mahafaly indraindray.
[2.508] | |
Anagrams | valavalana, vava lalana |
Updated on 2023/01/01 |